plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/02.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 2 Ary reto avy ny agnaran'reo Apôstôly roambefolo. Ny voalôny, Simona (ze antsovina iany kô hoe : Petera ) ary Andrea rahalany; Jakoba zanaka lahin'i Zebede, sy Jaona rahalany. \v 3 Filipo sy Barteleomy; Tomasy, sy Matio le mpagnangona hetra; Jakoba zanaka lahin'i Alfeosy, ary Tadeosy;\v 4 Simona le Zelota, ary Jodasy Iskariota, le hamadika an'Azy.