plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/20.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 20 Avy akeo Jesosy de nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankamarôn'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo. \v 21 "Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo ry Betsaida! Raha natao taigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo. \v 22 Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihôtra noho ny an'nareo.