plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/29.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 29 Raha manafitona an'nao ny masonao ankavanana, de alao zany ary atsipazo lavitra an'nao. Fa tsara kokô ho an'nao raha ny nempany raika amin'ny vatanao no tokony ho simbagna fa tsy ny tegnanao daôly no atsipy aigny amin'ny helo. \v 30 Raha manafitoina an'nao ny tagnano ankavanana, de tapao ary atsipazo lavitra hiala am'nao. Fa tsara kokô ho an'nao raha ny nempany raika amin'ny vatagnao no tokony ho very fa tsy ny tegnanao daôly no atsipy aigny amin'ny helo.