plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/14.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 14 Rafa tonga taigny amin'ny governora zany tatitra zany, de handresy latra anazy tsika ary hanala ahiahy aminareo."\v 15 Ary de nalain'ny miaramila ny vola ary nagnano arak'ze efa nolazaina anazy zareo. Ary zany tatitra zany de nieli-patrana takeo am'reo Jiosy ary maitohy mandrak'zao aza.