plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/05.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 5 Nikoragna tam'reo veivavy le anjely ary nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra, fantatro fa mikaraka an'i Jesôsy nareo, le nofantsina tamin'ny hazofijalena.\v 6 Tsy akato Izy, fa efa nitsangana, araka ny efa nolazainy. Malaky, tazano ny tôrana ze nandrin'ny Tompo.\v 7 Mandehana fainagana ary taravo reo mpianany hoe:' Nitsangana tamin'ny maty Izy. Indro, efa nande nelôha an'nareo aigny Galilea Izy. Aigny no ahitanareo Anazy.'Indro, efa voalazako taminareo."