plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/34.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 34 \v 35 \v 36 Rafa avy niampita zareo de tonga takeigny an-tanety tao Genesareta. Rafa nahay an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo tamin'azy ze marary daôly. Nitalao tamin'Azy ry zareo mbô afan-jareo mikasika ny sisin'ankajony fôgna, ary maro reo nikasika an'zany ka sitragna.