plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/05.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 5 Raha mbôla niteny Izy, indro, nisy raona mazava nagnarona an'jareo, ary indro, nisy feo nivôka avy takao amin'ny raona, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako toko Henoy Izy" \v 6Rafa ren'reo mpianatra zaigny, de lavo zareo ary nataotra mafy. \v 7 Avy akeo tamy Jesosy ary nikasika an'jareo ka niteny hoe: "Mitsangana ary aza maotra" \v 8Avy akeo de nijery ambony zareo fa tsy nahita na iza na iza afa-tsy Jesosy rery iagny