|
Noho zany aza matatra an'jareo, fa tsy hisy takona ze tsy hibôna, ary zava-miafina ze tsy ho fantatr. Ze lazaiko an'nareo akao amin'ny haizina, de tineno amin'ny andro mazava, ary ze bitsibitsika regninareo amin'ny sofinareo, de torio aigny ambony tafon-tragno. |