plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/35.txt

1 line
361 B
Plaintext

a nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, nokapoiny ny anankiray, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. Ary mbola, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo ôtran'zany kô. Tafaran'zany, de naniraka ny zanany lahitokana takaigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hanaja ny zanako zareo.'