plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/04.txt

1 line
224 B
Plaintext

Ary nitranga zany mba hatanteraka ze nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany. Ozy Izy hoe: "Lazao ny yzanaka vaiavin'i Ziona hoe:' Inodro, ny Mpanjakanao magnatona an'nao, Magnetry tegna ary mitaingina boriky- zana-boriky la.'"