plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/51.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 51 Indro ny raika tamin'reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nanatsoaka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. \v 52 Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy.\v 53 Mieritreritra ma anareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny roa ambefolo? \v 54 Fa ato akôry zany no hahatanteraka ny Saratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?"