plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/41.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 41 Ary izy hilaza amin'reo ze akeo ankaviany hoe: 'Mialà aminà, Nareo ze vôhozogna, ho aigny amin'ny afo mirahitra mandrakizay ze efa vôhomagna hoan'ny devoly sy reo anjeliny, \v 42 satria nôna Za, fa tsy namenareo sakafo; nangetaeta Za, fa tsy namenareo hosotroina; \v 43 nivahiny Za, fa tsy nampandrosoinareo; niboridagna Za, nefa tsy nampitafinareo; narary sy tao am-ponja Za, fa tsy nokarakarainareo.'