plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/37.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 37 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita an'Nao nôna ka namahana an'Nao? Nangetaeta ka nampisotrainay? \v 38 Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? \v 39 Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? \v 40 Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin'reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'