plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/09.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 9 Avy akeo Jesosy niala niditra takao amin'ny synagogan'jareo. \v 10 Indro, nisy leila ze malemy tagnana takeo. Nagnontany an'i Jesosy reo Fariseo, nagnao hoe: "Ara-dalàna ma ny magnasitrana amin'ny Sabata?" mba hiampangan'jareo an'Azy amin'ny fahotana.