plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/59.txt

1 line
286 B
Plaintext

Naka ny faty Josefa, namono zany tamin'ny lamba rongony madio, ary nampandray zany tamin'ny fasagna vaovao ze nolavahany tamin'ny vatolompy De nanakodia vato ngeza hanona ny varavaran'ny fasagna izy ary nivoka Maria Magdalena sy reo Maria hafa ze teo, nipetraka teo ampitan'ny fasagna