plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/33.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 33 Reo ze niambina an'le kisô de nihazakazaka ary nankaigny amin'ny tanàna zareo ary nitati-bolana ny ra daôly,ary ndrindra ze nitranga tam'reo leila ze nafatory ny demonia.\v 34 Indro, nivôka reo takao an-tanàna retraretra mbô hihaona amin'i Jesôsy. Rafa tazan-jareo Izy, de nangataka Anazy mba handao ny fari-tanin'zareo reo.