plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/24.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 24No izany, reo rehetra ze maeno ny tegniko ary mankatoa izaigny de ôtrany ôlo hendry ze nanorina ny tranony akeigny ambony vatolampy \v 25Nirotsaka ny ôrana, tonga ny tondran-drano, ary nifofofofo sy namely le trano ny rivotra, fa tsy nirodana zany, satria natsangana teo ambony vatolampy