plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/13.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 13 Midira amin'ny vavahady tery. Fa ngeza ny vavahady ary malalaka ny lalana mitondra akaigny amin'ny fahaverezana, ary maro reo ôlo ze mandeha amin'zaigny \v 14Fa tery ny vavahady ary sarotra ny lalana ze mitarika mankeigny amin'ny fiaignana, ary vitsy reo ze mahita izaigny