plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/28.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 28 \v 29 \v 30 Noho zany alao aigny amin'azy ny talenta ary ameo ho an'le mpanompo ze managna talenta folo zany. Fa ze daôly managna de amena betsaka mihôtra lavitra aza. Fa ho an'reo ze tsy managna na ino na ino kosa, na ze hanagnany aza de alàna aminazy. Ario aigny amin'ny maizina aigny ambelagny ny mpanompo tsy mendrika, aigny no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.