1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 6 \v 7 \v 8 Hareigny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla tonga ny farany. Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. Nefa zany ra daôly zany de fiandohan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna. |