plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/01.txt

1 line
315 B
Plaintext

Netare tamin'ny fagnoharana tamin'jareo ndray Jesosy, nagnano hoe: "Ny fanjakan'ny Lagnitra de mitovy amin'ny mpanjaka ze nagnomanga fagnasana amin'ny fampakaram-bady ho an'ny zanagny là. Nagniraka reo mpanompony agnatso reo ze nahazo fagnasana hagnatrika ny lanonam-pampakaram-bady izy,fa tsy nety ho avy zareo.