1 line
382 B
Plaintext
1 line
382 B
Plaintext
\v 7 \v 8 \v 9 Jesosy nitaré taminazy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: "Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitra anao." Nentin'ny devoly takeigny amin'ny tôrana agnambo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly amin'zao tontolo 'zao sy ny hatsaran'reo. Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko an'nao, ra ôtra ka menkohoka anketo anatrehako sy midera anà Anao. |