plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/26.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 26 Ary namaly an'azy ny tompony ka nagnano tamin'azy hoe: "Enao ry mpanompo ratsy sady kamo, fantatrao fa za de mandidy akaigny am'ze tsy namafazako sy magnangom-bokatra akaigny am'ze tsy namboleko. \v 27 Noho zany de tokony namenao ny mpanjana-bola ny volako ka rafa niverigna za de nandray ny anà miaraka amin'ny tombony.