plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/31.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 31 \v 32 Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy nino.