plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/25.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Ny Batsian'i Jaona - avy takaiza no neviny? Avy takaigny an-dagnitra sa avy tamin'ny ôlombela?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Ra miatre tsika hoe, Avy takaigny an-dagnitra, Izy hiatre am'tsika hoe: 'Fa naôna zany nareo no tsy nino anazy? Fa ra maitare tsika hoe: 'avy tamin'ny ôlombela', matatra ny vaôka tsika, satria daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesôsy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." Ary ozy iany kô Izy tamin-jareo hoe: "Za iany kô de tsy hilaza aminareo hhoe avy akaiza ny fahefana anôvako reny ra reny.