plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/18.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 18 \v 19 Ary nony maraina pôlakeka ra niverina takaigny an-tanàna Izy, de nôna. Natazana aviavy takaigny an-tsisin-dàlana, de nagnatona teny Izy ary tsy natazana na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.