plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/09.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Avekeo reo vaôka nelo an'i Jesôsy sy reo ze nanaraka Anazy nitabataba hoe: "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isôrana le tonga avy amin'ny anaran'ny Tompo! Hosana akaigny amin'ny agnambo ndrindra! Rafa niditra takao Jerosalema Jesôsy, de nikika ny ray tanàna ka nagnano hoe: "Iza ma io?" Ny vaôka namaly hoe: "Izy no Jesôsy le mpaminany avy akaigny Nazareta akaigny Galilia."