plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/06.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 6 \v 8 Avy takeo de lasana reo mpianatra \v 7 ary nagnano arak'ze nandidin'i Jesôsy anazy reo. Noentin-jareo le ampondra sy le zana-boriky ary nametraka ny lamban-jareo takeo aminazy, ka nipetraka takeo amin'ny lamba Jesôsy?. Ny ankamaron'ny vaôka de namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary reo hafa nanapaka sampan-kazo ary nanaparitaka an'zany tamin'ny làlana.