plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 10 Ary raha nipetraka ihignana tao an-trano Jesosy, tamy ny mpamory hetra sy ôla mpanota betsaka tonga ary niaraka nignana tamin'i Jesosy sy reo mpianany. \v 11 Rafa naita izany reo fariseo, de niteny tamin'reo mpianany zareo hoe: "Naôgna ny mpampianatrareo no miaraka mignana amin'ny mpamory hetra sy ny ôla mpanota?"