plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/13.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo niteny tamin'reo mpanompony ny mpanjaka hoe: 'Fehezo ny tagnany sy ny tongotr'ity leila ty, ary atsipazo aigny amin'ny maizina aigny ivelany izy, aigny no misy fitomaniana sy fikotriha-nify.' \v 14 Fa ôla betsaka nantsoina, nefa vitsy no ho voafidy.