1 line
419 B
Plaintext
1 line
419 B
Plaintext
\v 3 Ra nipetraka takeo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? In no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" \v 4 Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mba tsisy hamitaka an-nareo. \v 5 Fa betsaka ny ho avy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary betsaka no ho vôfitaka. |