plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/51.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 51Indro, ny lamban'ny tempoly nizara roey hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy. \v 52 Nisokatra reo fasagna, ary ny fatin-reo ôlon'Andriamanitra betsaka ze nodimandry de natsangana. \v 53Zareo de nivôka avy takao amin'ny fasagna tafaran'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tagnana masina, ary nibôgna tamin'ny ola betsaka.