plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/10.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 10 Nagniraka nanapaka ny lôn'i Jaona takao an'dragnomaizina izy. \v 11 Avy akeo nentina tamin'ny vilia ny lôny ary namena an'le zaza vevavy ary nentina takeo amin'ny reniny izany. \v 12 Avy akeo de tonga reo mpianagny, naka le faty, ary nandevigna izany. Tafaran-zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy.