plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/11.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 11 Niditra takao amin'le trano zareo ary naita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. \v 12 Nampitandrina an'jareo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan'jareo namonjy ny fireneny avy.