1 line
338 B
Plaintext
1 line
338 B
Plaintext
\v 48 \v 49 \v 50 Fa namaly Jesosy ary nitare tamin'le niteny an'Azy hoe, "Iza no reniko ary iza reo rahalàlo?" avy akeo nahijiny tamin'reo mpianany ny tanany ary nitare hoe: "Jereo, indreto nny renikoo sy reo rahalàko! Fa ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra, de ze ôla zany no rahalàko, sy ny anabaviko, ary reniko." |