1 line
355 B
Plaintext
1 line
355 B
Plaintext
\v 27 \v 28 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa anareo de ôtran'ny fasagna vôlalotra fotsy; ze tsara ivelzgny, fa ny akao agnatiny kos de feno ny tôlam-paty sy ny loto daôly. Ôtran'zany iany kô, ety ivelagny anareo miseho ho marina akeo amin'ny olona, nefa ny akao anatinareo de feno fiatsarambelatsihy sy heloka. |