plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/23.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 23 \v 24 Lozanareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komima anareo, fa anareo de tsy nankatoa ny ra tegna mavesa-danja ndrindra amin'ny lalàna, de ny rariny sy ny famindram-po ary finoana. Fa reo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny raika hafa. Anareo ry mpitarika jamba, anareo ze manivana ny lalitra nefa miteligna rameva!