plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/01.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Ary Jesosy nitare tamin'reo vahôka sy reo mpanany. Ozy hoe: "Reo mpanora-dalàna sy fariseo de mipetraka akeo amin'ny fitôran'i Mosesy." Noho zajy na ino na ino handidin-jareo ataonareo, de ataovo regny ra regny ka mitandrema an-jareo. Fa aza raisina ôtran'ny asan-jareo, satria zareo miteny ra nefa avy akeo tsy magnano an'zany.