plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
422 B
Plaintext

De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy nagnano hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany. Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy.