plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/03.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoarana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana an-jareo. Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato,ze tsy nahazo nofon-tany tsara. Avy hatraigny de naniry reo, satria tsy laligna ny tany. Fa rafa nipôka ny masoandro, de maigna reo satria tsisy fakany, ary de nalazo.