plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/10.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 Ary efa napetraka ankeo ambody kakazo ny famaky ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy jy afo Izy. Efa aigny an-tàgnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonagna ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."