1 line
364 B
Plaintext
1 line
364 B
Plaintext
\v 1 Rafa nidina avy takeny an-tendrombotra Jesôsy, de vaôka betsaka no nanaraka Anazy.\v 2 Indro, nisy boka raika nagnatona Anazy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy. |