plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/43.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 43 Natoky an'Andriamanitra Izy, avelao Andriamanitra hamonjy an'Azy ao, raha mankasitraka ny hagnafaka an'Azy Andriamanitra. Fa na Iza aza de nitare hoe: "Izao no Zanak'Andriamanitra." \v 44 Ôtrany izany kô reo jolahy ze nofantsina niaraka taminy nitare fanevatevagna taminy iany kô.