plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/45.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 45 Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôna manjary. \v 46 Sambatra zany mpanompo zany zay tazagn'ny tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. \v 47 Lazaiko marina aminareo fa tsy tompony no hanapaka an'azy ho ambonin'ny ra daôly ze agnanany.