plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/11.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 11 Nagnino no tsy azaôgnareo fa tsy momban'ny mofo no nolazaiko anareo? Miambena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo. \v 12 Avy akeo azon'jareo fa tsy hitandrina amin'ny masirasiran'ny mofo no nolazainy an'azy reo, fa hitandrina ny amin'ny fampegnaran'reo Fariseo sy Sadoseo.