plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/07.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 7 Ary nagnantso mangingina reo leila magnam-palalana i Heroda mba hagnotany an'jareo mazava tsara ny fotôna nibôgnan'le kintana. \v 8 Nalefany taigny Betlehema izy reo, magnano hoe: "Mandeana ary fotory tsara ny amin'le zaza. Rafa hitanareo izy, de taravo za, mba afako mankeigny iany kô ka hidera an'azy."