plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/09.txt

1 line
243 B
Plaintext

Ary de tanteraka ze volaza tamin'ny mpaminany Jeremia, magnao hoe: "Naka ny volafotsy telopolo zareo, vidy nanombanan'reo vaolan'Isarely Azy, ary zareo nagnome izeigny ho an'ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga, araka ny natoron'ny Tompo ana"