plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/06.txt

1 line
311 B
Plaintext

Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalana ny mametraka ity de vidin'dra" Niara-niresaka ny ola zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vola Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Ra" mandrak'androany