plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/34.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 34 Vinitra ny tompony ary nitondra anazy takaigny am'reo mpampijaly mandra-pahaloany ze retraretra notrosainy. \v 35 Ötran'zany iany kô no hataon'ny Raiko aigny an-dagnitra aminareo, ra tsy mamela ny ralainy aamin'ny fony tsirairay avy aminareo.