plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/30.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 30 Kanefa nandà le mpiasa vôlôny. Mifanôitra am'zany, nande izy ary nataony takaigny am-pigadrana le mpiara-miasa aminazy mandram-pahaloany aminazy ze notrosainy.\v 31 Rafa naita ze nitranga reo mpiara-miasa aminazy, de nalaelo tokotra zareo reo. Nande ary nilaza tamin'ny tompony ze daôly niseo zareo.